Dépêches

Anosy: Voasambotra ilay lehilahy nanolana ary eo an-dalam-pitsaboana ilay zazalahy niharan’ny fanolanana

22 Desambra, 14h00. Tratran’ny polisy Anosy Antananarivo ilay lehilahy 23 taona nanolana zazalahy 08 taona, izay zana-badiny ihany ny 15 desambra lasa teo. Efa matetika no manao ny filan-dratsiny amin’ilay zazalahy io rangahy 23 taona io. Manome vola 100 Ariary an’ilay zazalahy izy rehefa vita ny nataony.

Laisser un commentaire