Cenhosoa : Fahasalamana maimaim-poana no hatolotra ireo mpisitraka
Dépêche 16 septembre, 12h, Hetsika efa fanaon’ity ivo-toerana ity ny fandidiana mamim-poana ireo olona manana fahasamponana amin’ny vava, amin’ny tongotra sy tanana. Mpitsabo avy any Hong-Kong no miantoka ity hetsika ity ka ao amin’ny hopitaly Centre Hospitalier de Soavinandriana no hanatanterahana izany ny 14 ka hatramin’ny 24 novambra ho avy izao. Efa misoktra ny fisoratana anarana ho an’ireo te hisitraka izany.
