Zazavavy 12 taona no naolana lehilahy miisa 3 tany Vohipasy Vohipeno
Efa nahazo ny fitsaoana tandrify azy ilay zazavavy ary fantatra fa misy fahasimbana be ny fivaviany sy ny fitombenany, hoy ny mpitsabo. Maty voatifitry ny zandary kosa ny 2 tamin’ireo mpanolana ary mbola karohina ny iray hafa.
