PolitiqueTatitra

Niger : Miaramila 23 maty nandritra ny fifanosehana teo amin’ny mpampihorohoro

Miaramila nigerianina 23 no maty fifanosehana, nataon’ireo mpampihorohoro, nandritra ny hetsika fisavana (opération de ratissage) nataon’izy ireo, tany amin’ny faritra andrefan’i Niger, ny herinandro teo, araka ny voalazan’ny ministry ny fiarovam-pirenena nigerianina. Ny alarobia teo no nanatanteraka ity hetsika fisavana ny faritra ity ireo andian-tafika, tao amin’ny faritra akaiky an’i Mai, ao Burkina Faso, saingy teny am-panodinana dia nifanehitra tamin’ny mpampihorohoro izy ireo, ka nahafatesana ireo miaramila 23 ary  mpampihorohoro manodidina ny telopolo eo no azo sambo-belona.

Laisser un commentaire