Dépêches

Dépêche du 10h15 01 Août – Valim-panadinana Bacc 2023: Ny 17 Aogositra ho avy izao no hatao ny “délibération”

Araka ny fanazavana avy amin’ny tompon’andraikitra dia tsy maintsy hivaly mialoha ny fanombohan’ny Lalaon’ny Nosy  ny  faha-25 Aogositra ho avy izao ny valim-panadinana Baccalauréat 2023. Araka izany dia ny faha -17 Aogositra izao no ho tanaterahina ny  “deliberation” mialohan’ny famoahana ny vokatra farany.

Laisser un commentaire