Dépêches

Dépêche du 10h00 28 Juillet- Andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy Afrikanina: ahitana hetsika etsy amin’ny lapan’ny tanana Analakely

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy Afrikana dia misy hetsika isan-karazany etsy amin’ny Lapan’ny tanana Analakely nanomboka omaly 27 Jolay ary mitohy anio. Misy ny lohahevitra ifotorana mandritra ity fankalazana ity , ary lohahevitra izay manome lanja sy manasongadina ny vehivavy.

Laisser un commentaire