Dépêches

Dépêche du 16h00 27 Juillet-Lalaon’ny Nosy 2023 : Efa eto Madagasikara ny akamaroan’ny solonten’ireo  firenena mpandray anjara

Efa mamaraparana ny fanomanana ny  fandraisana ny vahiny amin’ny Lalaon’ny Nosy 2023 andiany faha-11  ny delegasionina eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Efa vonona ihany koa ny mpandray anjara avy amin’ny firenena samihafa  porofon’izany ny efa fahatongavan’ny akamaroan’izy ireo eto an-toerana  amin’izao fotoana izao.

Laisser un commentaire