Dépêches

Dépêche du 10h15 27 Juillet- Fiakaran’ny saran-dalana eto Antananarivo: tsy ara-dalana hoy ny CUA

Nanambara ny avy amin’ny Fitantanana ny fitaterana an-tanàn-dehibe (DTMU) ao amin’ny Kaominina Antananarivo  Renivohitra fa tsy ara-dalana ny fampiakarana ny saran-dalana eto Antananarivo ho 800ar. Noho izany dia ho saziana ireo izay tratra manao izany ka hosintomina avy hatrany ny taratasin’ny fiara.

Laisser un commentaire