Dépêches

Dépêche du 10h15 23 Juin- Ravinala Airports Madagascar : mankalaza ny fetim-pirenena

Manateraka hetsika ho fankalazana ny fetim-pirenena anio zoma 23 Jona tontolo andro eny  amin’ny seranam-piaraminidin’Antananarivo. Misy   ny fampisehoana kolotoraly miaraka amin’ ISART Galery sy ny fitsidihana   ny trano hevan’ireo miaramila eto amin’ny seranam-piaramanidina, mampahafantatra ny asan’izy ireo. Izany rehetra izany dia tsy misy vidim-pidirana ary natao ho an’ny daholo be.

Laisser un commentaire