Dépêches

Dépêche 16h00 21 Juin- SEG Serge Gellé

« Mbola ny Filoha Andry Rajoelina no Lehibe faratampon’ny Foloalindahy na Chef suprême de l’Armée Malagasy ka mbola manaraka feno ny baikony ny foloalindahy malagasy, ary hanatanteraka soamantsara ny matso lehibe amin’ny fetin’ny fahaleovan-tena amin’ny 26 jona 2023 ho avy izao. Tsy misy ady hevitra ary tsy misy fisalasalana mihitsy ny mikasika izany »

Laisser un commentaire