Unicef- Nitondra fanampiana an’ireo Traboina
Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Gamane dia nitondra fanohanana ho an’ireo ankizy any amin’ireo faritra traboina mba hahafahan’ireo manohy fianarana ny UNICEF Madagascar. Mino izahay, hoy izy ireo fa manan-jo hahazo fanabeazana ny ankizy tsirairay, izay varavarana ho an’ny ho avy mamiratra ho azy ireo.
