Kolontsaina : Hotokanana ny alahady 18 jona izao ny zava-bita ao anatin’ny Rovan’i Madagasikara
Dépêche 16 juin, 11h, Ho azon’ny rehetra tsidhina ny Rovan’i Madagasikara ny alatsinainy 19 jona izao. Hotokanana ny 18 jona vaokoa ireo zava-bita rehetra tamin’ny fanarenana. Rihina telo no azon’ny rehetra hotsidihina, ahitana mozea izany, fampirantiana singa avy amin’ny faritra samihafa sy ny fiaovana nampiasan’ny Mpanjakna fony izy ireo niasa tao. Mbola maro ireo toerana azo jerena hamantarna ny tantara. Manomboka amin’ny 2500ariary kosa ny saram-pidirana.
