ActualitésTsidika

Ankadinandriana: Nahazo foto-drafitr’asa ho an’ny rano fisotra madio

Nahazo foto-drafitr’asa hahazoana rano fisotro madio ny mponina ao amin’ny fokontanyMiorinkampoza, kaominina Ankaainandriana. Nisy ny fitokanana izany tao an-toerana ny talata teo.

« Izao foto-drafitr’asa izao no vita dia noho ny fiaraha-miasan’ny kaominina ambanivohitraAnkadinandriana sy ny MDF (Madagascar Development Fund) koa hisaorana sy hankasitrahana azyireo tamin’ny famatsiana ny foto-drafitr’asa » hoy ireo tomponandraikitra ao an-toerana.

« Izay mahakolokolo hono no manana ny soa, koa hirariana sy hentanina mba ho samy sarotiny isikavahoaka mponina raha mahita tranga fanilmbana itony fananana iombonana itony »hoy hatrany nyfanazavana.

Manao ezaka hatrany ireo tomponandraikirra ao an-toerana amin’ny fametrahana foto-drafitr’asa hofampandrosoana eny ifotony. Ny fikolokoloana sy ny fandraisana andraikitry ny isam-batan’olonakosa no antoka mampaharitra izany.

Manitra R.

Laisser un commentaire