Dépêches

Fitaterana : Manomboka miverina miasa androany ny zotra an-dalamby Moramanga Toamasina

Dépêche 01 juin, 12h, Araka ny fampanantenana dia efa nanomboka niasa tamin’ity androany ity ny zotra an-dalamby mitatitra olona mampitohy an’ny Moramanga sy Toamasina. Efa maro ireo olona izay nandray izany zotra izany rah any maraina teo. Manana fiara vaovao ihany koa ny oriansa Madarail izayb nomeny ny anarana hoe « Dia tsara » izany. Miisa 23 ireo fiantsonana handalovany amin’ny lalana rehetra halehany. Efa namoaka ny fandaharam-potoana sy ny saran-dalana amin’ireo toerana rehetra haleha ihany koa ny orinasa Madarail.

Laisser un commentaire