Dépêches

Pentekoty: Olona 4 maty, 200 mahery niditra hopitaly

Dépêche 31 mai, 12h, Raha noharina tamin’ny taon-dasa dia nitombo ny fahavoazana nisy teo amin’ny maha-olona nadritra ny fanjnkalazana ny pentekoty. Olona miisa 4 be izao no namoy ny ainy raha maherin’ny 200 ireo nampidirina hopitaly, rah any tatitry ny HJRA izany. Ny fanapoizinana ara-tssakafo no tena betsaka hita tamin’ireo narary, teo ihany koa ny fandraisana alikaola betsaka loatra sy ny maro hafa. Niisa 55 ireo niharan’ny lozam-pifamoivoizana. Ho avy indray ny fetim-pirenena, tokony ho mailo sahady ary hitandrina ny rehetra amin’izany.

Laisser un commentaire