Dépêches

Toetr’andro : Tsy nivadika ho rivo-doza ilay andro ratsy

Dépêche 12 janvier, 12h30, Raha tsiahivina dia nisy andro ratsy nitoetra nanomboka ny talata teo izany. Nandeha ny feo fa nivadika ho rivo-doza izany andro ratsy izany izay nomena ny anarana hoe « Balita ». Diso izany filazana izany araka ny fanambarana avy amin’ny Sampana mpamantatra ny toetr’andro. Mbola mitoetra hatrany ilay andro ratsy ka mbola ho mafy araka izany ny rotsak’orana ho an’ny anio.

Laisser un commentaire