Dépêches

Fanompoam-pirenena: Efa hifarana ny fisoratana anarana hiatrehana ny fanadinana hidirana ho Polisy.

Dépêche 15 décembre, 12h, Andao hanao Polisy, izany no teny fanentanana entin’ireo avy ao amin’ny Polisim-pirenena hiantsoana ny tanora Malagasy rehetra 18 ka hatramin’ny 31 taona hanefa ny adidiny amin’ny fanopoam-pirenena. Ho tanterahina ny 18 sy 19 Martsa 2023 ny fifaninanana hidirana ho mpianatra ho Polisy ( sokajy : Agent , Inspecteur, Officier, Commissaire )  dingana voalohany. Araka izany dia misokatra ny fisoratana anarana izay hifarana ny 16 febroary 2023 ho avy izao. Ireo izay mil any andinindininy ihany kosa dia afaka manatona eo Anosy ao amin’ny « Service Central de recrutement » ho an’ Antananarivo Renivohitra. Isaky ny  » Direction Régionale de la Sécurité Publique  » ho an’ny faritra ivelan’ Antananarivo Renivohitra. Ny fanompoam-pirenena dia adidy ka tokony hataoan’ny tanora tsirairay.

Laisser un commentaire