Dépêches

 Tetik’asam-pampandrosoana: Miisa 26 ireo sehatra nahazo fanampiana

Dépêche 07 décembre, 14h30, Mitombo hatrany ny fanampiana izay omen’ny Banky Iraisam-pirenena hampivoarabna an’ny Madagasikara. Izany no natao mba hamaliana ny olana sy hamarenana amin’ny laoniny ny fiainam-pirenena. Miisa 26 indray ireo tetik’asa izay mahakasika ny fampianarana sy fanabeazana, fampanjarian-tsakafo, fahasalamana, tontolo iainana, ary ny toekarena sy ny maro hafa nahazo fanampiana. Mitentina 3.4miliara dolara izany vola entina haanampiana an’ny Madagasikara izany.  

Laisser un commentaire