Toetr’andro: ihidina ny mari-pana ato anatin’ny 2 andro
02 Aogositra, 15h00, Hilatsaka ny mari-pana ato anatin’ny roa andro raha ny vinavina nataon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro. Noho isika mbola ato anatin’ny vaninandro ririnina no antony mahatonga izany ary vinavinaina iakatra kosa izany mari-pana izany ho an’ny faran’ny herinandro raha ho an’ny eto ampovoan-tany.
