Dépêches

Rallye : Any Antsirabe indray no hotanterahina ny Rallye Passion

Dépêche 07 novembre, 17h, Ny 10, 11, 12 novambra izao no hotanterahina any Antsirabe indray ny lalao Rallye Passion, 6ème manche du championnat an’ny Madagasikara. Miisa 25 ireo mpilalao amin’izany, ka eo amin’ny Gare Antsirabe no fiaingana. Hirefy 48km ny lalana amin’izany raha hatamabatra ary mbola hisy ihany koa ny « circuits fermés » izay handalovana indray mandeha isan’andro ho an’ireo mpilalao. Handray anjara amin’izany i Rasoamaromaka mirahalahy noho ny fahataeran’ny lalao izay natrehany tany France.

Laisser un commentaire