Dépêches

Fampitaovana: Fiara miisa 6 hatolotra ireo sampan-draharaha 3 ao amin’ny Ministeran’ny Indostria sy ny Varotra ary ny fanjifana

Notoloran’ny BAD fiara miisa 6 ireo sampandraharaha eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Indostria sy ny Varotra ary ny fanjifana hahafahana mampandeha haingana ny raharaha. Ny tetik’asa fampandrosoana sy fanamorana ny varotra (PACFC) no nahafahana nisitraka ireto fiara tsy mataho-dalana ireto. Ho faingana ary ho mora ny fanatanterahana ny asa aorian’ny fahazoana ireto fitaovana ireto.

Laisser un commentaire