Lisi-pifidianana : Mbola manana 20 andro hanamarinana sy hisoratana anarana farany ny olompirenena
Dépêche 07 juin, 11h, Mbola manana hatramin’ny 20 eo indray ny olompirenena hanamrinana ny anarany ao anatin’ny lisitry ny mpifidy. Hofaranana ny 10 jona izao ny lisitry ny mpifidy isaky ny distrika. Hverina eny anvon’ny fokontany izany avy eo ka aorian’izay no hanisana indray ny 20 andro manaraka. Ao anatin’io 20 andro io no hanamarinana sy hisoratana anarana farany ho an’ireo izay mbola tsy ao anaty lisitra. Aorian’izay vao tena hifarana tanteraka ny lisitry ny mpifidy sy ny rejisi-pifidianana.
