Dépêches

Fitaterana : Hiditra hiasa eny Ivato ny zotra 114

Dépêche 09 novembre, 13h, Afaka amin’ny fahasahiranana noho ny fahasoratan’ny fitaterana makeny amin’izy ireo ny mponin’Ivato. Nahazo fanakatoavana avy tamin’ny Minisitry ny Fitaterana ny ben’ny Tanànan’Ivato hampiditra ny zotra 114 hatreny Ivato. Raha taloha dia zotra iray irery iohany no tonga hatreny Ivato, ary mampijaly sy mampifila ny mpandeha izy ireo ka ankehitriny dia nampiana izany zotra hanamaivanana ny mpampiasa ny zotra Ivato. Hahazo sazy amin’izay manomboka izao ny zotra izay mihodiana an-dalana sy mandika ny « cahier de charge » izay efa nataon’ireo zotra sasany teo aloha saingy vitsy izy ireo ka tsy tanteraka ny fanasaziana.  

Laisser un commentaire