Toamasina : Toeram-pivarotana fito no kilan’ny afo
16 Aogositra,13h38, Nitrangana fahamaizana toeram-pivarotana 7 tao Toamsina, teo amin’ireo ireo tsena manamorona ny ranomasina no nahitana izany. Vokatry ny fifampikasohan’ny herinaratra no heverina ho nahatonga izany ary ny fitsiokan’ny rivotra sy ny fanakaikaizan’ireo trano no nampihitatra ny afo.
