Dépêches

Vatomandry : Manakaiky ny vahoaka hatrany ireo miaramila

Nanao fijerem-pahasalamana faobe tao amin’ny Fokontany Tsivangiana, distrikan’ny Vatomandry ireo miaramilan’ny Holafy Vatomandry nandritra ny « Opération Manda III ». Olona maherin’ny 40 no voazaha tamin’izany. Nampianatra ny fomba fiarovana ny tanàna amin’ny fanafihan-jiolahy ihany koa ireo miaramila ireo nandritra izany ary nanantanteraka ny iraka fiarovana ny tontolo ambanivohitra.

Laisser un commentaire