Dépêches

Antsiranana : Noferana 1000 ar ny saran-dalan’ny Bajaj

18 Jolay, 16h 00 Mampitandrina ny tompon’andraikitra teo anivon’ny kaominina fa 1000 Ar ihany ny saran-dalan’ny Bajaj ao an-tampon-tanànan’Antsiranana. Tsy mahazo mihina katy ireo mpamily, tsy mahazo manano akanjo bory tanana (Débardeur) ihany koa ary tsy mahazo mandefa hira mafy hoy ny ben’ny tanànan’Antsiranana tampon-tanàna Luc Djavojozara.

Laisser un commentaire