Dépêches

Antananarivo Atsimondrano : Zaza 565 no vita hasoavana maimaimpoana

05 Jolay, 17h00 Zaza miisa 565 no vita hasoavana maimaimpoana nandritra ny iray volana tao amin’ny kaominina valo : Alakamisy Fenoarivo, Soavina, Ambohijanaka, Anosizato-Ouest, Fiombonana, Tsararivotra, Tanjombato , Ambalavao.Mpiasan’ny Fahasalàmana sy Mpiara-miombon’antoka maro no niara-niasa nahatanteraka izany hetsika fanampiana ny mpiray tanindrazana izany.

Laisser un commentaire