Dépêches

Mahajanga : Fiaraha-mientana amin’ny fampandriana fahalemana

30 May, 08h30. Nihaona tamin’ireo mpitandro filaminana ao Mahajanga ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Minisitry ny Filaminam-bahoaka ary ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria. Anton’izany fihaonana izany ny fitohizan’ny firahalahiana sy ny fanamafisana hatrany ny fiaraha-mientana amin’ny fametrahana ny fandriam-pahalemana maharitra, ato anatin’ny faritanin’i Mahanjaga.

Laisser un commentaire