Dépêches

Anjozorobe: Votsotra ireo takalon’aina, voasambotra ireo mpaka ankeriny

18 May, 12h00. Votsotra daholo ireo takalon’aina miisa 3 nalain’ireo jiolahy tao Befiaranana Anjozorobe. Tsy nisy ny fandoavana vola nataon’ny fianakaviana. Jiolahy mpaka an-keriny miisa 8 no voasambotra ary misy no efa mpamerin-keloka. Mbola misy naman’izy ireo hafa karohina ihany koa amin’izao.

Laisser un commentaire