FIP Antanimora : Zazavavikely very hitan’ny polisy
18 May, 11h00. Zazavavy kely 04 taona no naterin’ny Polisy tao an-trano. Efa nitady azy hatraiza ny reniny saingy tsy nahita azy. Polisy nanao fisafoana andro hariva no nahita ny zaza teny amin’ny toby fiantsonan’Ambodimanga Besarety.
