Anosy : Ho tontosaina ny zoma izao ny « Anao ny sehatra »
06 Aprily, 13h00. Fampisehoana karakarain’ny mpianatry ny ANAC, Akademiam-pirenen’ny Zava-kanto sy ny Kolontsaina Sampana Analamanga. Hotontosaina ao amin’ny efitrano A ex-CNEMD Anosy izany manomboka ny zoma 8 aprily izoa amin’ny 6ora hariva. Fotoana voalohany hanatanterahana ny hetsika io andro io ary marihina fa tsy misy ny vidim-pidirana saingy voafetra ny toerana.
