Zon’olombelona: zaza nisy nanary tany anaty fako
dépêche 13 septembre, 12h, Zaza mena vava no narian-dreniny tany anaty fako tao Antsirabe. Manana zo ho velona sy ho karakaraina izy ireny raha vao teraka monja ka anisan’ny fanafintohinana ny zon’olombelona izany. Fantatra ihany moa ity reniny ity rehefa natao ny fanadihadiana.
