Maintirano : Nodimandry ny Talem-paritry ny Jirama
12 May, 12h30. Nindaosin’ny fahafatesana omaly alarobia hariva ny Talem-paritry ny Jirama ao Maintirano, Rakotoarimanana Lovasoa. Nandalo tsy fahasalamana ny tenany raha ny fantatra ary izany no nitarika ny fahafatesany.
