Dépêches

Anosipatrana: Tsy mbola hita ny fiara nandona an’i Tanjona

12 May, 12h00. Tsy hita hatramin’izao ilay fiara nandona an’i Tanjona teny Anosipatrana ny Alakamisy 28 aprily 2022. Namoy ny ainy ity mpianatra ity ary tsy hay ny tohin’ny raharaha hoy ny fianakaviana. Miantso ny tomponandraikitra izy ireo tsy hamela ity raharaha ity, izay nisy famoizana aina.

Laisser un commentaire