Kenya – Concours Inter-universitaire de débats francophones de l’Océan Indien et de l’Afrique austral
Teo amin’ny laharana faha-3 no nisy an’i Madagasikara omaly ary telo mianadahy avy ao amin’ny « Faculté de droit et de sciences politiques » no nisolo tena antsika tamin’izany ary nahazo ny « prix du meilleur orateur » kosa ny iray tamin’ireto ekipa malagasy ireto, tsy iza izany fa i Rotsinasandratra Lucas Hantamalala.
