CHRD 2 Sakaraha : Nohavaozina ny « Bloc operatoire »
Navaozina ny « Bloc opératoire » ao amin’ny CHRD 2 Sakaraha ary efa am-perin’asa amin’izao fotoana. Nankasitrahana ireo rehetra nanao tantsoroka tamin’ny fanavaozana azy ny tompon’andraikitry ny toerana.
