ActualitésTsidika

Unicef : Hanampy amin’ny fanarenana ny sekoly ravan’ny rivodoza

Ho fanarenana ireo sekoly simba sy ravan’ireo rivodoza nifanesy teto amin’ny firenena dia nanome fitaovana hanampiana ny fanamborana tranon-tsekoly ny UNICEF. Efa tonga tao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Manakara ny tafo fanitso miisa 250, saron-tafo 60, fantsika tafo sy visy 54 fonosana amin’ny 100 avy.

Laisser un commentaire