Toliara: Akon’ny rivodoza Jasmine
27 Aprily, 09h00. Olona 5 no fantatra fa naratra tonga tao amin’ny Urgence omaly noho ny rivodoza Jasmine. Iray tamin’ireo no maty raha ny fampitana vokatrin’ny fianjeran’ny hazo tao Fokontany Akiembe Mahavatse Kaominina Toliara I.
