TIM Bongolava: Manohana hatrany an’i Ravalomanana Marc
06 Aprily, 10h00. Tonga niarahaba ny Filoha Marc Ravalomanana noho ny taona vaovao ary nandray ny torimarika avy aminy ny solontenan’ny antoko Tiako i Madakasikara avy any Bongolava .Mankasitraka ny Filoha Ravalomanana izy ireo mbola vonona hatrany hanarina ny firenena izay latsaka ao anaty fahantrana lalina.
