CHAN 2022: Tontosa ny antsapaka
27 may, 10h00. Taorian’ny antsapaka izay notanterahina ny 26 may teo dia fantatra fa i Seychelles no hifanandrina amin’i Madagasikara amin’ny fiodinana voalohany mandritra ny fifanitsanana CHAN 2022. Nyy 22 hatramin’ny 24 jolay izao ny lalao voalohany ary ny 29 hatramin’ny 31 jolay ny faharoa.
