UJSM : Nivory voalohany ny mpikambana
28 Martsa, 12h10. Tontosa teo Ampefiloha ny sabotsy 26 martsa teo ny fihaonam-be voalohan’ireo mpanao gazety, mivondrona eo anivon’ny UJSM (Union des Journaliste Sportif de Madagascar), mpikirakira vaovao fanatanjahantena. Nidinihina sy niarahana namaritra ireo fomba hanatsarana sy hanamafisana ny fiainan’ny fikambanana izany.
