Mahajanga : Efa tonga ny karatra
22 Martsa, 09h00. Nanao fampahafantarana ny fiadidian’ny oniversiten’i Mahajanga fa efa tonga ny « Carte E-Poketra » sady « carte bancaire » ho an’ireo mpianatra izay vita « digitalisation » tamin’ny taon-dasa ka hiroso amin’ny fizarana izy ireo manomboka androany sy rahampitso.
