Sofia : Manampy amin’ny lafiny sosialy ny SMMEC
Misokatra manomboka ny 26 janoary ny sampana SMMEC na ny Société Malagasy Mutualiste d’ Épargne et Crédit ao amin’ny faritra
Read More
Misokatra manomboka ny 26 janoary ny sampana SMMEC na ny Société Malagasy Mutualiste d’ Épargne et Crédit ao amin’ny faritra
Read MoreNijery ifotony sy nankahery ireo tra-boina teny Manakambahiny sy Mahamasina, Andrefana Ambohijanahary, Ampefiloha, Ambodirano ary Tanjombato ny avy ao amin’ny
Read MoreNitondra fanampiana ho an’ireo tra-boina tao Ambohimanambola ny Fikambanan’ny vadin’ny zandary (Fivaza). Nankahery sy nanome sakafo mafana ho an’ireo tra-boina
Read MoreNijery ifotony ny sampan-draharaha misahana ny famatarana ny toetr’andro ny Ministeran’ny fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro. Nankahery ireo mpiara-miasa
Read MoreHisy ny fandrodanana ireo trano ahiana hitera-doza ao amin’ny Koaminina Mandriana. Miantso ireo manana trano tsy misy mipetraka intsony sy
Read More25 Janoary, 12h00. Nitokona ny mpianatra teny amin’ny Cité Ankatso omaly hariva tamin’ny 5 ora teo noho ny fahatapahn-jiro. Tapaka
Read MoreNitranagana fianjerana trano tao Manandriana Avaradrano omaly. Tsy nisy ny aina nafoy fa ny fahapotehan’entana no nisy. « Ny vaovao mahafaly
Read MoreNoamafisina ny ady amin’afo tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Manjaka ny doro ala sy ny doro tanety any an-toerana, tandindomin-doza
Read MoreMiakatra ny ranon’Ikopa amin’ny toerana maro. Ahiana ny fahavikasan’ny fefiloha ka mety ahatondra-drano ireo tanàna manodidina sy ny tanimbary eo
Read MoreOlona maherin’ny 465 no tra-boina tao amin’ny Kaominina Ankadikely-Ilafy taorian’ny rotsak’orana. Niakatra ny rano tao amin’ity Kaominina iray ity. « Maherin’ny
Read More