Dépêches

Cité Ankatso : Nidina an-dalambe ny mpianatra

25 Janoary, 12h00. Nitokona ny mpianatra teny amin’ny Cité Ankatso omaly hariva tamin’ny 5 ora teo noho ny fahatapahn-jiro. Tapaka tamin’ny 06 ora maraina ary tsy niverina raha tsy amin’ny 05 ora hariva ny jiron’izy Tany an-toerana. Notapahan’izy ireo ny fifamoivoizana tamin’ny alalan’ny fambolena barazy teo amin’ny arabe sy ny fandoroana kodiarana.

Laisser un commentaire