Fanjifana: Entana lany daty maro no tra-tehaka
27 Desambra, 08h30. Fiara « fourgeon » iray nitondra lasaka 62, misy vovo-dronono efa simba ary entana hafa efa simba no tratran’ny mpitandro filaminana. Avy hatrany dia nopotehana ireo entana ary nogeazina ilay fiara sy ny tompony ary atao fanadihadiana.
