ActualitésTatitra

Allemagne : Nosokajiana ho faritra mena i France

Nosokajian’i Allemagne ho faritra mena amin’ny valan’aretina toy i Danemark ihany koa i France. Natoka-monina’ireo manam-pahefana ao an-toerana avokoa ireo olona tsy vita vaksiny tonga avy any amin’ireo firenena roa ireo.Nihatra nanomboka ny alahady teo tamin’ireo olona tonga avy tany Liban, Norvège ary Andorre izany. Marihina fa efa nahatratra ny 100 000 ny maty tao an-toerana hatramin’ny nisehoan’ny valan’aretina.

Laisser un commentaire