SocialTsidika

Fifaninanana Tsidika- Sokajy Toeram-pizahan-tany- Kaominina Anosy Avaratra

Four de Jean LabordeNampiasain’ny taranaky ny mponin’i Lazaina nandrahoana kobanondry tany aloha ity lafoaro ity. Vita amin’ny biriky tanteraka izy. Lasa fandroahan’ireo mpiambina ao an-toerana sakafo kosa izy amin’izao fotoana. Ao amin’ny toerana misy ny fasan-dRanivo sy Ny Avana Ramanantoanina no misy azy.

Laisser un commentaire