Dépêches

Nanampy ilay rangahy lehibe ireo Miaramila

24 Novambra, 09h00. Lehilahy lehibe iray tokony ho 80 taona no hitan’ireo miaramila ao amin’ny 2RG, teo amin’ny sampanana Ambakarivo, 700Nanao metatra miala ny toby. Reraka ary noana ilay rangahy ka nanome sakafo azy ireo miaramila talohan’ny nandefasana azy tany amin’ny fitaleavam-paritry ny mponina ao an-toerana.

Laisser un commentaire