Dépêches

Fenoarivo : Saron’ny Zandary ilay jiolahy miaraka amin’ny fitaovam-piadiana

Dépêche 14 octobre, 10h15, Nisehoana tranga fanafihan-jiolahy indray tao Fenoarivo ka vokatry ny hetsika manokan’ny Zndary dia tratra amobiomby ity jiolahy iray ity. Mirongo fitaovam-piadiana izy, saingy tsy nahavanona ny asa ratsy nokasainy ho atao tao amina tokantrano iray. Tafaverina tamin’ny tompony ny kodiaran-droa BWS iray ary nalain’ny avy ao amin’ny Zandrimariam-pirenena Fenoarivo ny basy fitondrany manao ny asa ratsiny. Izao no tanteraka dia vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny mponina ka entanina hatrany izay manana vaovao mba hiantso ny laharana finday izay efa miparitaka any rehefa misy tranga.

Laisser un commentaire