Dépêches

Ambatolampy: telo lahy nikasa hivarotra zazakely

18 Novambra, 07h45. Tratran’ny Zandary ny lehilahy miisa telo nikasa hivarotra zazalahikely iray. Nisy olona niantso an’ity olon-tsotra ity fa manana zaza amidy ka 5 tapitrisa ariary ny vidiny ary ity olon-tsotra ity no nampandre ny mpitandro filaminana avy eo. Mitohy ny fanadihadihana ny amin’ny fikarohana izay namany mbola miafina any ho any.

Laisser un commentaire